|
|
|
|

Teny iditra1 vato filokana
Singan-teny  2vato, 3filokana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra. [1.1]
Tovy hevitra  6vato torahana, vato tsipazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12